Entrée | 1 kibo tsy manary havana |
Mots élémentaires | 2 kibo, 3 tsy, 4 manary, 5 havana |
Partie du discours | 6 locution |
Explications en malgache |
7 entina milaza fihinanana sakafo any amin' ny havana na dia kely fotsiny ihany aza no tendrena; fiteny ilazana fa raha sendra mandalo an-tranon-kavana, na dia efa voky aza, dia manandrana kely ihany ny sakafo atolotry ny tompon-trano [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |