|
|
|
|

Teny iditra 1  kevoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Miseho ho be hambo ka mahatsikaiky, mihevi-tena ho tsara na mahay, te hoderaina, dedaka: Kevoka erỳ ny anao lahy nidina tamin' ny bisikileta nanao tsy an-kitana tao Ambatovinaky kanjo terỳ Antsapanimahazo vao nitsirara tamin' ny vato ny lohany [1.1#487]
Fanazavàna teny anglisy  4 vain, pretentious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 vain, présomptueux [1.3#325, 1.8]
6 fat, faquin, pédant, fanfaron; se dit aussi des animaux de combatqui semblent vouloir combattre et reculent à l;a vue de leurs rivaux. [1.3]
Ohatra  7  Kevoka ery izy rehetra milaza fa ao aminy daholo no hihinana ireo mpiara-milalao aminy. [2.470#71]
8  Somary kevoka sy be rehaka izay mantsy izy, ka nitabataba nanao teny ren' olona mba hisy mpahalala ny vaovao momba azy. [2.472#113]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  23  be ebo, 24  be rehaka, 25  dedaka, 26  firinga mievotra, 27  kasikasy, 28  kevo-dahy, 29  maivan-kitsaka, 30  mampilahendrena, 31  miana-kendry, 32  Mpirehareha, 33  sehoka, 34  somehoka

Fivaditsoratra  kevoka, 35 vokeka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22