Entrée | 1 ketraketraka |
Radical | 2 ketraka |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 duplicatif fréquentatif [1.3] |
Exemples |
6 Ka noho izany fahalozan' ny Andriana izany, dia nandry andriran' antsy ny vahoaka Imerina sy ny vazimba ka ketraketraka tsy nahasa loatra intsony nahita ity fiovan' ny fitondrana efa tena niharatsy.
[1.436#]
7 Noho izany, ketraketraka sahady izy ireo ny amin' ny hahazoana mamonjy an-dRamarovolana fa toa fitondrana avy any Ambony no mahatonga izao ka toa hambinina ny fikelezan' aina izay hatao hamonjena azy. [2.587#] |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |