|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ketoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 voatery mafy nefa tsy maharitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 coincé [1.13]

Teny iditra (2/3)5  ketoka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Kaikitra mafy, fanerena amin' ny nify na tandra, fandramatra
8 Zava-mahazo noho ny fanaintainana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 coup de dent, morsure, piqûre
10 figuré: douleur aiguë; action de gourmander [1.3#323]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  28 fiaro ketoka

Teny iditra (3/3)29  ketoka
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 Karazan-kazo mafy be tsiratsirany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  32 (sens général : coup de dent, morsure).
33 Arbre indéterminé à bois dur et très nerveux, difficile à travailler. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  34  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  35 katoke, ketoka, 36 kotake

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17