|
|
|
|

Teny iditra1  ketohina
Fototeny  2 ketoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kekerina mafy, terena amin' ny nify na amin' ny tandra: Noketohin' ny saka ny tanan' i Koto ka nandeha ra.
5 Tsindronina, atao manaintaina: Noketohin' ny takolapanenitra ny tongotro. / Ketohin' ny hatsiaka. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 Henokita, 11 ketohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11