|
|
|
|

Entrée1  kentana
Partie du discours  2  adjectif
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Kely ray, nefa marisidrisika sy mailamailaka
Explications en français  6  [1.3#322] Petit, fluet mais vif, alerte
Exemples  7  [2.470#] Tsy latsaka intsony ny ranomasony satria efa kentana angamba ny atidohany, ary toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony

Mis à jour le 2025/08/10