Entrée | 1 kenda roroka |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 kenda, roroka |
Explications en malgache |
4 [1.1] fanakendana amin' ny tanana roa na amin' ny sandry roa izay entina mamihina ilay kendaina |
Exemples |
5 [1.437#] Natao kendaroroka tamin' ny salaka landy nifanintonan' olona roapolo lahy Radama dia maty fadiranovana ilay mpanjaka be indrafo.
|
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |