|
|
|
|

Teny iditra1  manao kenda roroka
Singan-teny  2 manao, 3 kenda, 4 roroka
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fiteny avy amin' ny famonoana omby, ka ny heviny dia hoe: manenda ny omby eo amin' ny traokany [1.1]
Mpanahaka  7  manaokendabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02