|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 Karimbola |
| Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
| Fanazavàna teny anglisy |
[karembola]
[1.407#3] 3 confederation of self-designated "Karembola clans" who live in the region south of Beloha. They are fairly small and culturally relatively homogeneous population.. [Karembola] |
| Ohatra |
4 Tao Iambaro tany Manambovo izy no nipetraka ary nitondra koa ny karimbola
[2.508#63]
5 Hatramin' ny taonjato faha-17 dia saiky tsy nisy foko hafa ankoatry ny karimbola sy ny Mahandrovato tany Androy, ka ny karimbola tao andrefana, teo anelanelan' i Menarandra sy Manambovo ary ny Mahandrovato tao atsinanana teo anelanelan' i Manambovo sy Mandrare [2.508#68] |
| Voambolana | 6 Tantara: firenena |
| Teny iditra (2/2) | 7 karimbola |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 (du nom d'une population du Sud, les Karimbola, pour qui cette espèce est considérée comme sacrée). Croton sp. (Euphorbiaceae). (réf. Debray 990). Présence d'alcaloïdes vérifiée par Debray ; les feuilles, écorces et racines sont très riches. Propriétés antitussives vérifiées. Les très nombreuses espèces malgaches du genre Croton sont malheureusement encore mal connues et difficiles à distinguer les unes des autres. Ce genre à lui seul mériterait l'organisation d'une équipe de recherches. D'après l'échantillon Decary 290, Croton, très riche en alcaloïdes dans toutes ses parties, serait à identifier à Croton isomonensis Leandri (Euphorbiaceae), sous réserve des difficultés d'identification déjà signalées. Les feuilles sont également une étude chimique et pharmacologique détaillée..
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 11 Karimbola, karimbola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|