|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  be loha
Singan-teny  2 be, 3 loha
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona izay ngeza, makadiry ny lohany.
6 Andeha itsy izy, izany be lohako izany: teny entina mandokadoka sy manambitamby zazalahy kely. [1.1]

Teny iditra (2/4)7  beloha
Singan-teny  8 be, 9 loha
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  11 [loha, head.] Used of a compact body of men, as a battalion of soldiers or a band of robbers. [1.2]

Teny iditra (3/4)12  beloha
Singan-teny  13 be, 14 loha
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 karazan' ahitra. [1.10#B.123]
Fanazavàna teny anglisy  17 the name of an herb. Cyperus elegans, Vahl.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18 (de be : grosse et loha : tête) Cyperus confusus Cherm. (Cyperaceae).. [Merina] [1.196]
19 (de be : grosse et loha : tête) Cabucala plectaneiifolia Pichon (Apocynaceae). Petit arbre à écorces très amères.. [Betsileo, Tanala] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)21  Beloha
Singan-teny  22 be, 23 loha
Sokajin-teny  24  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  25 tanàna ao amin' ny fizarantanin' i Tsihombe, ao amin' ny Antandroy an-tendrony atsimo.. [1.10#B.123]
Fangi-bolantany  tanàna ao amin' ny fizarantanin' i Tsihombe, ao amin' ny Antandroy an-tendrony atsimo.
Voambolana  26  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  27 be loha, Beloha, beloha, 28 habole, 29 halobe, 30 holabe, 31 lohabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10