|
|
|
|

Teny iditra1  kambontsinay
Singan-teny  2 kambo, 3 tsinay
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay [1.1]
Ohatra  6  Mitranga izany raha toa ka rovitra na miolana ny kambontsinay na faritra hafa amin'ny tsinay. [2.424#]
Voambolana  7  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12