|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  -kambo
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe hambo

Teny iditra (2/4)3  kambo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Nofo kely mivohitra maniry amin' ny hoditra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a mole or other growth on the skin. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 loupe ou autre excroissance de chair. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  9  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4)12  kambo
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14 fleur du bananier.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  15  Haizavamaniry: voninkazo

Teny iditra (4/4)16  kambo
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 (au sens propre : loupe, excroissance de chair). Nom substantif que l'on applique à des légumes dont le véritable nom a été frappé d'un fady, d'un interdit. Dans son dictionnaire, l'un des plus anciens dont on dispose, Froberville signale que ce nom désigne le pourpier : Portulaca oleracea L. (Portulacaceae). Sans préciser dans quel dialecte..
19 Dans certains cas de tabous, familiaux ou de village, on donne aussi ce nom à la pomme de terre, Solanum tuberosum L. (Solanaceae).. [Merina, Betsileo]
20 Certains clans (foko) du pays bara donnent aussi ce nom à la patate, Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae) dont le nom véritable est devenu fady, interdit, pour eux.. [Bara] [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  22 kambo, 23 komba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09