|
|
|
|

Teny iditra 1  tsinay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Organa fototr' aina ao anatin' ny tenan' ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo tsy levona; mivoaka avy eo amin' ny vavony ny tsinay ka miafara any amin' ny vavafivalanana; mizara roa izy io dia ny tsinaikely (6-8 m ho an' ny olombelona) ary ny tsinaibe (1,40 m - 1,70 m) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 intestines, entrails [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 intestin, entrailles [1.8]
Ohatra  6  Mitsaha-mikoraraika ny tsinay ary azoazo ery ny aina. [2.470#39]
7  dia manify hara ny tsinay ny olona, fa kikisany iry biby fisaka ny tsinay ny olona; [2.48#118]
Voambolana  8  Haiaina
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 18 misy ny teny how tsinay
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 intsia, 12 sainty, 13 Sinita, 14 tanisy, tsinay, 15 tsiñia

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07