|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  kabona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan' ahitra marikivy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Herbe acidulée. Espèce d'Oxalis [1.3]
5 [Merina+Betsileo] Oxalis villosa M.Bieb. (Oxalidaceae). Petite herbe à goût d'oseille. Employée comme légume ou assaisonnement. [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2) 8  Kabona
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 Kabona [2.996]
11 Randzavola: Kabona amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  12 Cabbon [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13 Kabbôn [2.996]
Voambolana  14  Soratra Masina
Tovy hevitra  15 kebona

Fivaditsoratra  16 banòka, 17 bokana, 18 bonaka, kabona, Kabona, 19 kobana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/23