|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kabaro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ady [Tambahoaka, Taisaka] [1.78]

Teny iditra (2/3)4  kabaro
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 kabary [Taisaka] [1.78]
7 resaka, kabary [Tanosy] [1.78]
Ohatra  8  Dia hoy ny vazimba : Inona no kabaro? [1.436#]
Sampanteny 
Anarana :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)11  kabaro
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 karazan-tsaramaso [Bara] [1.78]
14 Karazan-tsaramaso lehibebe ary fisapisaka, tsara tsiro, saingy toa mora mahavoky (Phaseolus lunatus L) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 pois du Cap. [Tankarana] [1.19]
16 Phaseolus lunatus L. (Fabaceae) Originaire d'Amérique, bien qu'il soit connu en français sous le nom de «Pois de Cap ». « Sieva Bean » des américains.
17 Le nom de kabaro s'applique aux formes cultivées sous climat sec, entre Antsalova et l'extrême Sud de l'île, formes qui ne renferment jamais de phaseolunatine, glucoside susceptible de produire de l'acide cyanhydrique lorsqu'il s'hydrolyse.
18 Dans les régions humides telles que la côte Est, la plante accumule de la phaséolunatine et sa consommation peut être dangereuse.
19 On la distingue alors sous le nom de kalamaka.
20 La culture de kabaro exige des pluies au moment du semis.
21 Elle dure de 190 à 210 jours.
22 Emplois en biscuiterie ; farines alimentaires, etc. [Sakalava, Mahafaly, Tandroy] [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  26 Akbora, 27 bakaro, 28 bakora, 29 Baroka, baroka, 30 boraka, kabaro, 31 karabo, 32 Kobara, 33 raboka, 34 robaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21