|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  jabo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 Aliment, argent, déjeuner, dîner, nourriture, repas, souper, vivres —> borokonda, faha, hane, hina, rezime, sakafo, sinjike, timoke.. [1.68]
Ohatra  4  Manao ino iha aloha^i ty jabo hariva ? (Que fais-tu avant le repas du soir ?) [1.68]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/7)9  jabo
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 jiafotsy. [Bara] [1.78]
12 Lamba mandray roa fa rofia ny tenany ary vahantsoga ny fahany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 (du malais jabu : sorte de cape qu'on porte par-dessus les vêtements). Nom donné aux tissus faits de manière artisanale, dont la chaîne est en rafia et la trame en coton. On en fait des sortes de survêtements.. [Merina, Betsileo, Bezanozano, Tanala] [1.196]
Kamban-teny rehetra  14 lamba jabo

Teny iditra (3/7)15  jabo
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 firariana. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (4/7)18  jabo
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 fitsaboana. [Bara] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (5/7)22  jabo
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24 pastèque.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  25  Haizavamaniry: anana
Tovy hevitra  26 voajabo
Kamban-teny rehetra  27 jabom-bazaha
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (6/7)29  jabo
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny frantsay  31 Arbre indéterminé. Le bois de bonne qualité est classé par le Centre Technique Forestier Tropical. Identique au dilotry . La pulpe du fruit sert à préparer une teinture jaune ; voir Decary, Annales Musée Colonial Marseille, p. 124 (1946).. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  32  Haizavamaniry

Teny iditra (7/7)33  Jabo
Sokajin-teny  34  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  35 affluent de la Betsiboka qui prend sa source au nord-est de la ville d'Ambohitrolomahitsy. Après sa jonction avec l' Andranobe, la Sahasarotra prend le nom de Jabo. [1.11]
Voambolana  36  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  37 boja, 38 Jabo, jabo, 39 Joba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10