|
|
|
|

Teny iditra 1  jiafotsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lamba vita amin' ny hoza-dravin-drofia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 cloth woven from raffia [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 tissu en raphia, rabane [1.8]
6 nom des fibres de rafia quand elles sont très finement détachées et tissu fait avec ces fibres. Il n'était pas coutume de le teindre, d'où le nom fotsy : blanc, non coloré. [1.196]
Voambolana  7  Toe-karena: zaitra
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07