| Entrée | 1 ivarotana |
| Radical | 2 varotra |
| Partie du discours | 3 verbe relatif |
| Exemples |
4 Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé)
[1.3]
5 Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [2.470] 6 Sotro no nivarotana ny sira sy siramamy tamin' izany. [2.472] 7 Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra amin'ny tenanareo noho ny nivarotanareo ahy ho atỳ; [2.996] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Illustrations |
|
| Anagrammes | 13 Anatirova, 14 anaty rova, 15 ivarotana |
| Mis à jour le 2025/09/10 |
|