Entrée itehenana (tehina)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany. [2.470]
2Malahelo tarehy sy vinibinitra no fijery azy, ary misy lefona maranitea atsatony itehenana eo anoloany. [2.587]
Morphologie 
Présent : itehenana, itehenako, itehenanao, itehenany, itehenantsika, itehenanay, itehenanareo, itehenan', itehenan-, itehenam-, itehena-
Passé : nitehenana, nitehenako, nitehenanao, nitehenany, nitehenantsika, nitehenanay, nitehenanareo, nitehenan', nitehenan-, nitehenam-, nitehena-
Futur : hitehenana, hitehenako, hitehenanao, hitehenany, hitehenantsika, hitehenanay, hitehenanareo, hitehenan', hitehenan-, hitehenam-, hitehena-
Impératif : iteheno

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20