|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tehina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tapa-kazo lavalava namboarina ho amin' ny dia: na hanohantohanana ny famindra, na hitsapatsapana ny lavadavaka eny amin' ny lalana, na hikapohana biby sendra ny tena
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a staff, a cane
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 canne
[1.8] |
| Ohatra |
6 Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany.
[2.470]
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 21 firitsoka, 22 kanonta, 23 kibango, 24 kipikipy, 25 langilangy, 26 longy, 27 tabaka, 28 valavala |
| Kamban-teny rehetra | 29 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 31 Randzavola: tehina ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 32 hiteña, 33 taheny, tehina, 34 tihena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|