|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 isaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Manan-kevitra hoe "amin' ny fotoana miverimberina" na "an' ny tsirairay" na "samy... rehetra" ka ny fampiasa azy ireo dia toy izao: -- Isaka no ampiasaina eo alohan' ny "izay": Isaka izay miteny izy dia diso -- ny isaka dia tonga isaky eo alohan' ny mpanoritra anarana: Isaky ny zoma / Isaky ny miteny -- na lasa isan' eo alohan' ny anarana tsisy mpanoritra: Isan-jomà, isan' alina, isan' olona
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 5 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 7 isaka |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 (la racine saka, très ancienne, a beaucoup perdu de son usage ; c'était l'action de cueillir au sens le plus large. On la retrouve dans l'expression misaka-hazandrano : capturer à la main des poissons ou d'autres petites proies ; et aussi dans le mot sakafo, aujourd'hui : le repas ; jadis le produit de la cueillette saka qu'on avait passé au feu : afo). Nom donné à plusieurs plantes dont les feuilles ou les bourgeons étaient cueillis pour des fins alimentaires.
10 Kalanchoe grandidieri Baill. (Crassulaceae). Les feuilles charnues, gorgées d'eau, étaient consommées en période de disette. [Bara] 11 Poivrea grandidieri (Drake) H.Perrier (Combretaceae) : les graines, riches en matières grasses, étaient consommées en cas de disette. Aujourd'hui, on les administre plutôt aux enfants comme vermifuge. [Sakalava, Mahafaly] [1.196] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 15 Isaka |
| Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 Isaac
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 Isaac
[2.996] |
| Voambolana | 19 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 20 isaaka, isaaka, isaaka |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 21 Toko sy andininy momba Isaka |
| Fivaditsoratra | 22 akasy, 23 akisa, Akisa, 24 asika, isaka, Isaka, 25 kasay, 26 kasia, 27 saika, 28 Sakay, sakay, 29 sakia, 30 siaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|