|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 jiro, vain' afo.
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 Fivoahan-kafanana sy hazavana miaraka, atera-javatra anankiroa: ny iray mety mirehitra (hazo, arina, bozaka...) ary ny iray tsy hita maso ao anatin' ny rivotra atao hoe oksizena, izay mandoro mahamay: Latsaka ny hariva ka efa mampirehitra afo ny olona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 fire.
6 fig. Calamity. [Found in many Mal. Arch. and Polyn. Languages, as api, yafo, yaf, apin, etc.]. [1.2] 7 fire. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 feu.
[1.3#7, 1.8] 9 fig. calamité. [1.3] 10 lampe; braise. [Betsimisaraka] [1.78] |
| Ohatra |
11 Maty ny afo tao am-patana.
[2.470]
12 Nampirehitra afo ry zareo, ary tamin' izany no nisakafoany sy namindroany. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 86 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 17 Randzavola: afo ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 18 afo, 19 fao, 20 Foà, 21 ofa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|