Entrée iny
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha taza-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny. Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan' ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny [1.1]
Explications en anglais That [1.2, 1.7]
 This. It is always used of something thoroughly known to both speaker and spoken to. It is also used when giving anythig to a person [1.2]
Explications en français Ce, cet, cette [1.3, 1.8]
 Celui-là, celle-là. Détermine aussi un temps passé [1.3]
Dérivés 
Mots composés 
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2023/11/07