| Entrée | 1 ireny |
| Radical | 2 iny |
| Partie du discours | 3 pronom [Liste complète] |
| Explications en malgache |
4 Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny [1.1] |
| Explications en anglais |
5 those (in sight); plur. of iny and io [1.7] |
| Explications en français |
6 ceux-là (visibles) [1.8] |
| Tous les mots composés | 7 fahireny |
| Tableaux et planches |
8 Tous les pronoms |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|