|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 itỳ |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza: Lehibe tokoa itỳ trano itỳ. / Homeko anao itỳ boky itỳ raha tianao / Esory any itỳ fa tsy tiako.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4this quite close (in sight).
[1.7] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|