| Entrée | 1 Ikaladala | 
| Mots élémentaires | 2 Ikala, 3 adala | 
| Partie du discours | 4 nom proverbial [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 5   [ikalaadala]
 [1.10] 6 Afa-tsy ny fampiasana azy amin' ny olona simba saina dia ataon' ny vehivavy fanomezan-tsiny ny tenany ity raha misy zava-dehibe hadinony na tsy vitany, ka mampalahelo azy na mampanenina azy: Maty aho, fa adinon' ity Ikalaadala any anaty fiarakodia ny elo! Raha te-hampiasa ny mafimafy kokoa noho ny Ikalaadala izy dia ny Ikalatrotraka no ilazany ny tenany. [Ikalaadala] | 
| Explications en français | 7   Cette imbécile [1.3] 8 Cette sotte [2.415] | 
| Exemples | 9   Tandremo anefa sao manao volin' ikaladala, ka atao eo izao zavamaniry rehetra izao, hoy Ineny.
[2.332#] | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |