Entrée (Teny iditra) Iharanandriana (harana, andriana)
Partie du discours (Sokajin-teny)   nom propre (géographie) (anaran-tsamirery (jeôgrafia))
Définition malgache (Famaritana malagasy)   [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"... [Ravelojaona 1937]
Traduction anglaise (Dikanteny anglisy)   A rocky mountain some miles to the south of the capital. [Richardson 1885]
Vocabulaire (Voambolana)  
Autres orthographes (Tsipelina hafa)  
Géographie (Jeografia)  
Latitude: 19°10'S. Longitude: 47°30'E.
Citations (Teny nalaina)  
Voyez (Jereo)  
Illustrations (Sary)  

Mis à jour le 2012/05/03
Formulaire pour nous envoyer des commentaires