|
|
|
|

Entrée1  Ianona
Radical  2  anona
Partie du discours  3  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  4  Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ianona
lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ianona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ianona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao [1.1]
Explications en anglais  5  what's-his-name. [Mal. sianun.] [1.2]
Autres orthographes  6  ranona
Tableaux et planches  7  Tous les pronoms

Anagrammes  8 Ainona, 9 ananio, 10 aninao, 11 anoina, 12 Ianona, 13 inoana, 14 ny anao

Mis à jour le 2025/09/12