|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  anona
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny enti-manambara zavatra tsy lazaina anarana (na tsy tiana holazaina na hadino): Nankaiza ny anoko teto?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 Mr. So-and-so. [1.2]
5 what-do-you-call-it;. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 chose, ce qu'on n'exprime pas .. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpisolo anarana :
Mpanahaka  17  ranona
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 3 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  19  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/5)20  anona
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 singa mpandray anjara amin'ny fahazoana vokatra iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  23 facteur. [1.13]
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (3/5)25  anona
Sokajin-teny  26  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  27 vanona, tsara. [Tambahoaka] [1.78]
28 (añona) makadiry, tsara taiza, hendry (vory saina): Jaja tsy añona (zaza adala, tsy hendry, maditra). [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  29 arrived at maturity, perfect. [Provincial] [1.2]
Kamban-teny rehetra  30 volana anona

Teny iditra (4/5)31  anona
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33 Omby antitra. [Betsileo] [1.1]

Teny iditra (5/5)34  añona
Sokajin-teny  35  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  36 vanona. [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  37 añano, anano, 38 añona, anona, 39 naona, ñaoña, 40 noana, 41 onana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10