|
|
|
|

Teny iditra 1  hosena
Fototeny  2 hosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hitsahina amin' ny tongotra: Aza hosena itỳ lambako
9 Atao tsinontsinona, zimbazimbaina: Nohoseny ny hajan' ny tokantranony tamin' ny fitondran-tena ratsy nataony
10 Vakivakina (enti-milaza ny baingan' ny tanimbary vakina mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hanetsana ny vary): Hosen' ny olona ny tanimbary alohan' ny hanetsana
11 Baboina: Nohosen' ny fanjakana ny hareny fa namadika tanindrazana izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be trampled as ricefield; to be confiscated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on piétine; qu'on confisque [1.8]

Fivaditsoratra  hosena, 14 Sehona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19