|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hosina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fifotetahana amin' ny fotaka, na vovoka, na loko, na loto; fandraisana adidy amin' ny raharaha iray ara-pianakaviana ka manao tsy miroa fo mihitsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 barbouillage; action de se rouler dans la poussière, de se vautrer dans la boue [1.3#270]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  18  tavona

Teny iditra (2/3)19  hosina
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Haba varahina na volafotsy; fonjan-javatra boribory na boribory lavalava [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 bracelet en cuivre ou en argent
23 grosseur, volume round ou cylindrique
24 caillot [1.3#270]
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (3/3)26  hosiña
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny frantsay  28 (de hosina (merina) : pelote). Tresse ou pelote de rafia préparée pour la vente. On dit, par contre en Imerina : koborin-drofia [Betsileo] [1.196]

Fivaditsoratra  29 hasino, 30 hosañy, hosiña, hosina, 31 Sihona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21