|
|
|
|

Teny iditra 1  holafitra
Fototeny  2 lafitra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 [Antesaka] lafiny, lafitr' akondro [1.78]
7 Fitambaran' ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin' ny tendron' ny taho anankiray
8 Fizarana, toko, antoko. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 section, rang, classe, caste [1.3]
Ohatra  10  mpampiasa, sendikan’ny mpiasa, holafitra sy vondron’asa hafa, fikambanana, Fiangonana... [4.27]
Tsipelina hafa  11 holafiny
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how holafitra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 fihalotra, holafitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22