Entrée hipoka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza toerana feno tanteraka ka tsy misy azo anisihana olona na zavatra intsony (matetika no entina manamafy ny hevitry ny teny hoe feno izay atao eo alohany izy) [1.1]
Explications en anglais Full, crammed [1.7]
Explications en français Comblé, bondé [1.8]
Dérivés 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/20