Entrée hazon-damosina
Mots élémentaires hazo ; lamosina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry [1.1]
Explications en anglais The spinal bone, the spine. [1.2]
Explications en français L'épine dorsale [1.3]
 Colonne vertébrale [1.13]
Exemples Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472]
Vocabulaire 
Synonymes tohivany
Mots composés 
Titres Zara Hazondamosina velona avy amin'ny kôlônely Richard Ratsimandrava
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/26