|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hasinina
Fototeny  2 hasina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Omena hasina.
5 Omena hery amin' ny alalan' ny fivavahana, tsitsika, fitsofan-drano; hamasinina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be treated as holy, to be reverenced.. [1.2]
7 to be sanctified in a magic rite. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 Qu'on bénit, qu'on sanctifie, à quoi on attache une grâce, une vertu. [1.3#223]
9 qu'on sanctifie par un rite magique. [1.8]
Ohatra  10  Antsoina Ikelimalaza, hasinina Rafantaka, tsy mahavoa raha! [2.528]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  hasinina
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17 (mis pour hazinina). Symphonia eugenioides Baker (Clusiaceaes). Le beurre végétal obtenu des graines est employé à la préparation d'onguents et de produits de beauté.. [Sihanaka, Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09