|
|
|
|

Teny iditra1  hasin' Andriana
Singan-teny  2 hasina, 3 andriana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny volatsivaky nomena ny Mpanjaka [1.1]
Ohatra  6  Raha tiana hovotsorana ny andevo dia tsy maintsy anaovana hasinandriana sy orimbato ka dia manjary ambaniandro izy fa tsy andevo intsony. [2.508#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12