| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/6) | 1 hary | 
| Sokajin-teny | 2 ny ho avin' ny mpamaritra ary | 
| Teny iditra (2/6) | 3 hary | 
| Sokajin-teny | 4 tenim-piontanana [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 Izany manko o! [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 indeed! Really! Is it so? [1.2] | 
| Teny iditra (3/6) | 7 hary | 
| Sokajin-teny | 8 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
9 Izay vola azo na voangona, izay vokatry ny natao, teo amin' ny fanaovan-javatra na asa: Harinay mivady itỳ trano itỳ [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
10 accumulated possessions [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
11 biens accumulés [1.8] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 20Fikambanana 3 amin' io teny io | 
| Teny iditra (4/6) | 21 hary | 
| Sokajin-teny | 22 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
23 nonon' omby [Tambahoaka]
 [1.78] | 
| Voambolana | 24 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | 
| Teny iditra (5/6) | 25 hary | 
| Sokajin-teny | 26 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
27 (même étymologie que harina (1) ; prononciation locale) Nom donné à des arbres qu'on utilise surtout à préparer du charbon de bois : Bridelia pervilleana Baill. (Euphorbiaceae) Les feuilles sont employées en infusion contre les maux de tête et pour prévenir les mauvais rêves (Grandidier). [Bara, Tanala, Betsileo] Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Euphorbiaceae) [Tandroy] [1.196]  | 
| Voambolana | 28 Haizavamaniry | 
| Anarana ara-tsiansa | 
  | 
| Teny iditra (6/6) | 29 hary | 
| Sokajin-teny | 30 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
31 (de hary : attirer l'attention, se mettre en vedette ; ces bois éclatent avec fracas quand on s'en sert comme combustible) Ce sont surtout : Erythroxylum pervillei Baill. (Erythroxylaceae) [Taisaka] Strychnos spinosa Lam. (Loganiaceae). [Tandroy] [1.196]  | 
| Voambolana | 32 Haizavamaniry | 
| Anarana ara-tsiansa | 
  | 
| Fivaditsoratra | 33 hary, 34 Hira, Hirà, hira, 35 riha | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 | 
 |