|
|
|
|

Teny iditra1  hani-bary tsy harena
Singan-teny  2 hanitra, 3 vary, 4 tsy, 5 harena
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 izay fofon' ny vary manitra ao an-tranon' olona iray tsy azo ilazana fa manana ny ampy izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 the fragrance of rice is not wealth. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 Le parfum du riz bien cuit n'enrichit pas ;
10 fig. il ne faut pas qu'une jouissance présente fasse oublier un plus grand bien [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17