| Entrée | 1 hamasahana |
| Radical | 2 masaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny zavatra masaka, na nandrahoina izany na tonga amin' ny fotoana mahatsara hohanina azy [1.1] |
| Explications en français |
5 état de ce qui est bien mûr, bien cuit, bien fait [1.3] |
| Synonymes | 6 hamasaka, fahamasahana |
| Anagrammes | 7 hamasahana, 8 mahasahana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|