|
|
|
|

Teny iditra1  hala-mahatratra
Singan-teny  2 hala, 3 mahatratra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny tsy tiana no mahavonjy sy manao soa fa ilay nankamamiana tsy nihevitra akory ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [hala mahatratra] 6 Quoique détestés, ils assistent ; le père, la mère, les proches parents n'abandonnent pas dans le besoin des enfants ingrats. [1.3]
7 Les parents ont beau ne pas être aimés de leurs enfants, ils les assistent dans leurs besoins.. [2.415]
Voambolana  8  Ontam-po
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02