|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hajary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanamboarana, fanitsiana
4 Haja. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 In the provinces hajary is used generally for any arrangement, but in Imerina it is used chiefly of family matters.
6 See voatra, lahatra, lamina [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Réformation, correction [1.3#207]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  18 hajary tany

Teny iditra (2/2)19  hajary
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 ody (avy amin'ny zava-boary avy hatrany dia ampiasaina na asaina) [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  hajary, 22 harija

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17