|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  diso
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  20 Tsy marina: Diso izany filazanao izany
21 Meloka: Diso tamin-drainao ianao namaly boraingona azy
22 Tsy nahatratra: Diso fidirana Ilita ka voasazy ~ Diso rasa ianao ka ny taolana sisa ho anao ~ Diso fanantenana izy ka nitoloko
23 Tsy nahita, tsy sendra: Tratra aoriana loatra ianao ka diso azy
24 Tapaka, tsy tonga: Diso hadimiana ianao nandritra ny volana
25 Lavo tamim-pitondmn-tena: Diso tamin' izany tovolahy nanangoly azy izany, hono, i Bako
26 Maty: Ireo dimy ireo ihany ve ny zanakareo ~ Ireo no velona fa nisy roa diso, tompoko
27 Loatra: Diso masaka ireto voankazo ireto ka efa misy simba. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  28 wrong, mistaken, in error, guilty, absent, missing. Used also in speaking of the death of the relatives of the sovereign. It governs the accusative case in the sense of missing some one, as: diso azy aho [1.2]
29 wrong; absent; lacking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  30 qui a tort; absent, manquant; faute [1.8]
Mpanahaka  31  lavo, 32  solafaka, 33  tsontsa
Fikambanana  34  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 25 misy ny teny how diso
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5) 36  diso
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny malagasy  38 Tsy fanaharan-dalana ara-pitsipika: Be diso ny lahatsoratrao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  39 an error, failure [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  40 faute [1.8]
Fikambanana  41  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how diso

Teny iditra (3/5) 42  diso
Sokajin-teny  43  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  44 [Bara] mikisaka, mifindra toerana [1.78]

Teny iditra (4/5) 45  diso
Sokajin-teny  46  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  47 [Sihanaka] maty (olona) [1.78]

Teny iditra (5/5) 48  diso
Sokajin-teny  49  Tsy lazaina
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Fivaditsoratra  diso, 53 dosy, 54 Sodì, 55 Sody, sody

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15