Entrée hafatesana (faty)
Partie du discours nom
Exemples 
1Hafatesana tsy heloka, havelomana tsy hitsiny. [2.558]
2Ka ny ao Toamasina, sy Mojanga sy Anorontsanga, hatramin'izay namelezany ireo izay, dia matetika izy no mamely bombo ny tanàna, ary miady amintsika, ka rafitra mafy ny ady, ka samy hafatesana, nany antsika; [2.59]
Morphologie 
Simple : hafatesana, hafatesako, hafatesanao, hafatesany, hafatesantsika, hafatesanay, hafatesanareo, hafatesan', hafatesan-, hafatesam-, hafatesa-
Préfixée : -kafatesana, -kafatesako, -kafatesanao, -kafatesany, -kafatesantsika, -kafatesanay, -kafatesanareo, -kafatesan', -kafatesan-, -kafatesam-, -kafatesa-
Synonymes fahafatesana
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31