| Entrée | 1 governora |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika [1.1] |
| Explications en anglais |
4 [goverinora]
a governor of a town or province [1.2] 5 [goverinora] a governor [1.7] |
| Explications en français |
6 gouverneur [1.3] 7 [goverinora] gouverneur [1.8] |
| Exemples |
8 Tera-menan' ny hatezeran' ny governora.
[2.270#]
9 Tadiavin' ny governora i Manana, hoy izy. [2.472#] 10 Nony efa nifanantoka dia niteny ny governora. [2.366#] |
| Vocabulaire | 11 Politique |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 13 Randzavola: governora ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|