|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Feom-baravarana rehefa vohaina na arindrina.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Mal. and Jav. kana, hit, struck.] See poka, dona. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Choc des portes, bruit des portes qui se ferment, bruit du battant sur le tissu. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  24  Feo
Kamban-teny rehetra  25 gana homana

Teny iditra (2/2)26  gana
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny anglisy  28 a provincial name for a duck. See ganagana, vorombazaha. [1.2]
Voambolana  29  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  30 anga, 31 gana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09