Entrée gadralava (gadra, lava)
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-milaza ny olo-meloka voatana ao an-tranomaizina. (Io teny io dia nilazana fahiny ireo mpigadra nisy gadra amin' ny vozony sy ny tongony, izay natohin' ny anja-by lavalava ka afaka mihetsiketsika eran' ny efitrano nisy azy ihany izy ireo) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [ gadra lava ] A long chain stretching from the neck to the feet
¶ a man in fetters; a convict. [Richardson 1885]
 a prisoner [Hallanger 1973]
Définition française Fers des condamnés; les fers du cou et des pieds sont joints par des tringles, qui permettent de faire de de longs pas; les condamnés aux fers [Abinal 1888]
 un condamné [Hallanger 1974]
Antonymes 
Exemples Ary rahefa manao hasoavana sy tokan-trano ny andriana, dia afaka ny gadralava [Callet: Tantara, page 37]
Citations 

2013/10/02