| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/3) | 1 F    f
    ![]()  | 
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Tarehintsoratra fahadimy ary renisoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy, mitonona hoefi nafe. Miova ho p amin'ny fanakambanan-teny tsotra (latsaka-faka = latsa-paka), fa maty fotsiny kosa amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao mitovona man, izay tonga mam amin'izay: man + fototra = mamototra. [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 the fifth letter of the Malagasy Alphabet. It is sounded like f in father, or ff in off. When a word beginning with f is joined to another word ending in -na (or-ny), -ka, or -tra to make a compound word, the f becomes p, the -na becomes m, and the -ka or -tra is omitted, as: anaram-pody (anarana and fody); sitra-po (sitraka and fo); tongoparafara (tongotra and farafara). When the verbal prefix man- is joined to words beginning with f, the f is elided and the n becomes m, as mametra (man- and fetra). [1.2] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 La cinquième lettre et troisième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] | 
| Mpanahaka | 6 abidy | 
| Tsanganana sy sary iray takila | 
7 Ny abidia | 
| Lahatsoratra | 8Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy | 
| Sary | 
  | 
| Teny iditra (2/3) | 9 f~ | 
| Sokajin-teny | 10 tovona [Fitanisana] | 
| Teny iditra (3/3) | 11 F
    ![]()  | 
| Sokajin-teny | 12 anarana (eva) | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
13 Singa mietona, fahasivy amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
14 Fluorine [3.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
15 Fluor [3.1] | 
| Voambolana | 16 Simia | 
| Tsanganana sy sary iray takila | 
17 Fisokajiana miherina | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |