|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 abidý |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitambaran'ny tarehintsoratra misy amin'ny fitenim-pirenena iray:
4 Misy tarehintsoratra iraika amby roapolo amin'ny abidy malagasy: 5 a, b, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, r, s, t, v, y, z. 6 Ny fotopototry ny zavatra na ny fahaizana iray, ny antonjavatra resahina 7 na lazaina:Miteniteny momba ny bomba atomika Rangahy io, kanefa tsy mahalala 8 ny abidin'izany akory. 9 Ny ambaratongam-pianarana ambany indrindra ianaran'ny ankizy manambatra tarehintsoratra, manao bi-a-ba: 10 Efa kilasy fahafiry izao ilay faralahinao? -- 11 Mbola ao amin'ny abidy ny anao ko. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 The name of the Malagasy Alphabet,
13 so called from the names of the first three letters [1.2] 14 The alphabet [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 Nom de l'alphabet malgache
[1.3] 16 alphabet [1.66, 1.5] 17 L'alphabet [1.8] 18 (un) alphabet. 19 Miainga amin' ny abidy ny soratra sy ny vaky teny: 20 l'écriture et la lecture commencent par l'alphabet [1.67] |
| Ohatra |
21 Sorabe: teny malagasy nosoratana amin' ny abidy arabo
[2.117]
22 Maniry mafy izahay mba hahazo fianarana abidy sy manambatra ary fianarana hamany teny. [2.649] 23 Fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. [2.442#4] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 25 abede |
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny nalaina | 27 Soratra misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
28 Ny abidia |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/4) | 29 abidy |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 Vavy antitra
[Betsimisaraka]
[1.78] 32 antibavy [Betsimisaraka] [1.147#A1] |
| Ohabolana | 33 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 34 abidy |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
36 andevo
[Betsileo]
[1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 37 manao dian' abidy |
| Teny iditra (4/4) | 38 abidy |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
40 A provincial name for a water-bird.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
41 Nom d'un oiseau aquatique.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 42 Haibiby: vorona |
| Fivaditsoratra | abidỳ, abidy, 43 adiby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|