|
|
|
|

Teny iditra1  fanjozoro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 jereo fonjozoro. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 voir fonjozoro. [1.3, 1.196]
Ohatra  5  Ka hoy ny fiteniny : " Izay kely haren-koman-dratsy," ary " ny aina toy ny fanjozoro, ka izay mahapandopando no manana ny mafy. [1.437#]
6  Ary nony vita dia entiny mitsangana ny zaza, ka tantazany vorodamba sarika eo ambanin' ny ferin-jaza, ary raha tsy misy ny sarika, dia fanjozoro no asolo azy. [2.857#]
Voambolana  7  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12