| Entrée (1/2) | 1 fodiana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Radical | 3 ody |
| Explications en malgache |
4 [1.1] Fiverenana any an-tanàna na any an-trano onenana: Amin' ny efatra no fodian' ny mpianatra madinika Fisehoana ho manao zavatra, asa, na ho manana toetra toy izao na toy izao eo imason' ny olona nefa tsy marina: Fodiana marary no nahafahany tamin' ny sazy |
| Explications en anglais |
5 [1.7] a returning ; a pretense |
| Explications en français |
6 [1.3#177#456] Là où l’on retourne, domicile où l’on revient habituellement Le retour, là où l’on revient, chez qui l’on retourne, l’action de faire semblant de, de devenir, de changer 7 [1.8] lieu où l'on retourne, action de retourner |
| Exemples |
8 [2.270#] Mbola voatery hanela ny fodiana ny Governoran' Ambositra.
9 [2.356#] Tsy maintsy nomaniko koa ny fodiana, na ho afaka na tsy ho afaka. |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot fodiana |
| Entrée (2/2) | 11 fodiana |
| Partie du discours | 12 nom |
| Explications en malgache |
13 [1.78] [Taimoro]
fitokanana |
| Anagrammes | 14 adofany, andafio, doafany, doafina, fadinao, fodiana, idoafan, nidoafa |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|